Bamako
12°38′43″N 8°00′08″W / 12.64533°N 8.00233°W
Bamako | ||
Velarantany | 245,0 km2 | |
Isam-ponina | 1 809 106 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | Adama Sangaré<ref>[http://www.maliweb.net/category.php?NID | |
Firenena | Mali | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Bamako dia tanàna renivohitr' i Malỳ sy tanàna lehibe indrindra ao amin' ity firenena ity. Manana seranan-tsambo an-drenirano manan-danja ao amin' ny ony Niger sady foibe ara-barotra malaza manerana ny faritra izy, io tanàna io ihany koa no foibem-pitantanana lehibe ao amin' ilay firenena ary misy mponina 2 529 300 tamin' ny taona 2020. Antsoina hoe Bamakoà ny mponina ao aminy. Natsangana ho distrika i Bamako renivohitra ary nozaraina ho kaominina enina.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou