Content-Length: 61710 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Fanjakana_ne%C3%B4-hitita

Fanjakana neô-hitita — Wikipedia Aller au contenu

Fanjakana neô-hitita

Avy amin'i Wikipedia
Fanjakana lovita-arameana (manodinina ny taona 800 tal JK)

Ny fanjakana hitita vaovao na fanjakana neô-hitita na fanjakana sirô-hitita na fanjakana lovita-arameana dia fanjakana maromaro nampiasa ny fiteny lovita sy ny fiteny arameana ary ny fiteny fenisiana, izay niforona nandritra ny Andron' ny Vy tany amin' ny tapany avaratr' i Siria sy atsimon' i Anatôlia ary nipoitra taorian' ny fianjeran' ny Fanjakana Hitita manodidina ny taona 1180 tal JK ary naharitra hatramin' ny taona 700 tal JK.

Ny teny hoe "neô-hitita" indraindray dia nampiasaina manokana ho an' ny fanjakana miteny lovita toa an' i Arslantepe sy i Karkemish, na dia amin' ny heviny mivelatra kokoa aza, ny itenenanamahafaobe kokoa hoe "kolontsaina sirô-hitita" dia ampiharina amin' ny fanjakana rehetra izay nivoatra tao atsimon' ny aritra afovoan' i Anatôlia taorian' ny nianjeran' ny Fanjakana Hitita — toa an' i Tabal sy i Quwê — ary koa ireo tao amin' ny tapany avaratr' i Siria sy ny morontsiraka ao aminy.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Fanjakana_ne%C3%B4-hitita

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy