Content-Length: 101270 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Goba_(je%C3%B4metria)

Goba (jeômetria) — Wikipedia Aller au contenu

Goba (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia
Goba

Ny goba dia endrika ara-jeômetria manana hadiry sady manana tava enina miendrika efamira mitovy velarana, misy zoro (tampona) valo, ary rirany roa ambin' ny folo mitovy azo ampifampitaingenina.

Raha atao hoe a ny refin' ny rirany iray dia izao ny refy azo:

  • Velaran' ny goba iray manontolo: 6a2;
  • Hadirin' ny goba: a3;
  • Halavan' ny savazoro: a√3 ;
  • Tanan' ny bola ivelany: : a√3/2;
  • Tanan' ny bola mikasika amin' ny rirany: a/√2;
  • Tanan' ny bola anatiny: a/2;

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]








ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Goba_(je%C3%B4metria)

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy