Content-Length: 83449 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Vatomamy

Vatomamy — Wikipedia Aller au contenu

Vatomamy

Avy amin'i Wikipedia
Vatomamy

Ny vatomamy dia zava-pihinana vita amin' ny siramamy sy fangaro hafa koa, izay mety hahenoana tsiron-tsakafo masira na somary marikivy koa, miseho amin' ny loko samihafa. Amidy tsirairay na maro anaty kitapo kely na an-tokony na lanjaina ny vatomamy. Tsenam-barotra eran-tany mampidi-bola ny tsenan' ny vatomamy. Matetika izy no atao valisoa ho an' ny ankizy izay tena kendrena amin' ny fanamboarana azy. Miovaova arakaraka ny fomba fanamboarana sy ny fahaiza-manaon' ny mpanamboatra vatomamy ny habetsahan' ny siramamy ao anaty vatomamy.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Vatomamy

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy