Content-Length: 86986 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Tolotra_sy_tinady

Tolotra sy tinady — Wikipedia Aller au contenu

Tolotra sy tinady

Avy amin'i Wikipedia

Ny tolotra sy ny tinady dia môdely ara-toekarena amaritana ny vidin-javatra eo amin' ny tsena. Ity môdely ity dia milaza fa ny fiasan' ny tsena dia mamela ny vidy isam-bentin' ny zavatra amidy amin' ity tsena ity hiova mandra-pahatongan' ny habetsahana ilaina (tinady) hitovy amin' ny habetsahana omena (tolotra). Izany dia miteraka fitobohan' ny vidy atolotra sy ny habetsahana tadiavinan izany hoe ny fahamarinan-toeran' izy roa ireo.

Ny lalànan' ny tolotra sy ny tinady anefa tsy maintsy manaja petrakevitra maromaro, anisan' izany: ny tsena ahitana fifaninanana, ny vidy isam-benty iadiam-barotra, tsy fisian' ny orinasa eo amin' ny tsena afaka manapaka samirery ny vidin-javatra, sns.

Amin' ny ankapobeny, raha miakatra (na midina) ny tinady dia midina (na miakatra) ny tolotra, na raha miakatra (na midina) ny tolotra dia midina (na miakatra) ny tinady.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Tolotra_sy_tinady

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy