I Paul Gustave Louis Christophe Doré dia Frantsay mpanao pirinty, mpanao sary am-boky, mpanao hosodoko, mpanao tantara an-tsary, mpanao sariitatra, ary mpanao sary sokitra, ary mpanao litôgrafia. Teraka tamin' ny 6 Janoary 1832 tao Strasbourg izy ary maty tamin' ny 23 Janoary 1883 tao Paris, tao amin' ny hôtely misy azy ao amin' ny lalana Saint-Dominique.

Gustave Doré
Ny fanorohan' i Jodasy

Fantatra indrindra noho vokatra vita amin' ny sary sokitra amin' ny hazo mampiseho ny literatiora mahazatra, indrindra fa ny an' ny Baiboly Volgata sy Divina Commedia an' i Dante Alighieri. Nahazo fahombiazana lehibe teo amin' ny sehatra iraisam-pirenena ireo, ary nanjary nalaza izy tamin' ny fanaovana pirinty, na dia amin' ny maha mpamorona azy ihany aza no anjara asany. Namorona sary maherin' ny 10 000 izy.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy