Aller au contenu

Loteranisma kônfesiônaly: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Loteranisma manaiky ny foto-pampianarana ambara ao amin' ny Bokin' ny Kônkôrdia manontolo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Lutherrose.svg|vignette|282x282px|[[Raozin' i Lotera]]]]
Ny '''loteranisma kônfesiônaly''' dia anarana ampiasain' ny Loterana hanondroana ireo izay manaiky ny [[foto-pampianarana]] ambara ao amin' ny [[Bokin' ny Kônkôrdia|''Bokin' ny Kônkôrdia'']] manontolo izay vita tamin' ny taona 1580 (ny tahirin-kevitra folo momba ny foto-pinoana loterana). Ny '''Loterana kônfesiônaly''' dia mitazona ny fiheverana fa ny fahatokiana ny ''Bokin' ny Konkôrdia'', izay famintinana ny fampianarana hita ao amin' ny [[Soratra Masina]], dia mitaky fiheverana ny fomba itoriana sy ampianarana ary fampiharana izany finoana izany. Mino ny Loterana kônfesiônaly fa ampahany lehibe amin' ny maha Loterana azy ireo izany.

[[Sary:Concordia, Dresden 1580 - fba.jpg|vignette|260x260px|Bokin' ny Kônkôrdia]]

Ny teny hoe "Loterana kônfesiônaly" dia matetika ampiasaina ao amin' ny fiangonana mpandala ny nentin-drazana kokoa ao amin' ny fkikambanana toy ny International Lotheran Council (ILC), ny Confessional Evangelical Lutheran Conference (CELC), ary ny Global Confessional and Missional Lotheran Forum. Ny fiangonana ao amin' ny [[Lutheran World Federation|''Lutheran World Federation'']] ([[Fiangonana Loterana Eran-Tany]] na FLET) dia mandray ny ''Bokin' ny Kônkôrdia'' ho famelafrana ny finoana noho izy ireo mihevira fa mifanaraka amin' ny fandikan' izy ireo ny Baiboly ny vontoatiny.

Endrika tamin'ity 1 Novambra 2024 à 14:32 ity

Raozin' i Lotera

Ny loteranisma kônfesiônaly dia anarana ampiasain' ny Loterana hanondroana ireo izay manaiky ny foto-pampianarana ambara ao amin' ny Bokin' ny Kônkôrdia manontolo izay vita tamin' ny taona 1580 (ny tahirin-kevitra folo momba ny foto-pinoana loterana). Ny Loterana kônfesiônaly dia mitazona ny fiheverana fa ny fahatokiana ny Bokin' ny Konkôrdia, izay famintinana ny fampianarana hita ao amin' ny Soratra Masina, dia mitaky fiheverana ny fomba itoriana sy ampianarana ary fampiharana izany finoana izany. Mino ny Loterana kônfesiônaly fa ampahany lehibe amin' ny maha Loterana azy ireo izany.

Bokin' ny Kônkôrdia

Ny teny hoe "Loterana kônfesiônaly" dia matetika ampiasaina ao amin' ny fiangonana mpandala ny nentin-drazana kokoa ao amin' ny fkikambanana toy ny International Lotheran Council (ILC), ny Confessional Evangelical Lutheran Conference (CELC), ary ny Global Confessional and Missional Lotheran Forum. Ny fiangonana ao amin' ny Lutheran World Federation (Fiangonana Loterana Eran-Tany na FLET) dia mandray ny Bokin' ny Kônkôrdia ho famelafrana ny finoana noho izy ireo mihevira fa mifanaraka amin' ny fandikan' izy ireo ny Baiboly ny vontoatiny.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy