Content-Length: 65534 | pFad | http://mg.wikipedia.org/wiki/Boiaza

Boiaza — Wikipedia Aller au contenu

Boiaza

Avy amin'i Wikipedia
Boiaza

Ny boiaza dia karazam-borona kely toy ny boloky, mioko maitso. Ny anarany ara-tsiansa dia Agapornis canus na Psittacula madagascariensis. Tsy mitovy ny lahy sy ny vavy fa ny lahy lehibe ihany no misy volondavenona eo amin' ny vatany ambony. Izy ireo dia teratany eto Madagasikara ary hany karazany misy izay tsy teratany ao amin' ny kôntinentan' i Afrika. Tsy fahita firy izy io eny amin' ny fambolena ary sarotra ny miompy azy.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: http://mg.wikipedia.org/wiki/Boiaza

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy