Content-Length: 75546 | pFad | http://mg.wikipedia.org/wiki/Fiteny_barit%C3%B4

Fiteny baritô — Wikipedia Aller au contenu

Fiteny baritô

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny baritô na fiteny baritô lehibe dia vondrom-pitenin' ny sampana malaiô-pôlineziana ao amin' ny fiteny aostrôneziana. Avy amin' ny anaran' ny renirano Barito ao amin' ny nosy Bôrneô i anarana io. Misy fiteny miisa 33 ao amin' io vondrona io izay mitsinjara ho sokajy 4 toy izao:

Fanasokajiana anatiny

[hanova | hanova ny fango]

Fiteny baritô-mahakama

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kalimantan any Indônezia no ahitana ny mpiteny amin' ireo fiteny baritô-mahakama ireo. Ireto avy ireo fiteny ireo:

  • fiteny amapananga,
  • fiteny tonjonga.

Fiteny baritô andrefana

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kalimantana any Indônezia ihany koa no ahitana ny mpiteny amin' ireo fiteny baritô andrefana ireo. Ireto avy ireo fiteny ireo:

  • fiteny kôhina,
  • fiteny ôt danoma,
  • fiteny sianga,
  • fiteny bakompay
  • fiteny ngajo daiaka.

Fiteny baritô atsinanana

[hanova | hanova ny fango]

Tenenina ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kamimantan any Indônezia, ao Maiôty ary eto Madagasikara ireo fiteny ireo. Ireto avy izy ireo:

Fiteny atsimo-afovoany

[hanova | hanova ny fango]
  • fiteny dosona deiaha,
  • fiteny dosona malanga,
  • fiteny dosona oito,
  • fiteny maaniany,
  • fiteny pako.

Fiteny malagasy

[hanova | hanova ny fango]

Fiteny avaratra

[hanova | hanova ny fango]
  • fiteny laoangana,
  • fiteny tabôiana

Fiteny sama-bajao

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny sama-bajao dia teenin' ny vahoaka bajao. Miparitaka amin' ny veleran-tany midadasika hatrany Luzon (izay itenenana ny fiteny abaknôna) hatrany Timor andrefana. Ny foiben' ny vahoaka bajao dia ao amin' ny tangoro-nosy Sulu sy ao amin' ny morontsiraka avarara-atsinanana any Bôrneô, ary any Minahasa koa.

  • fiteny abaknôna
  • fiteny balangingy sama
  • fiteny sama afovoany
  • fiteny pangotarana sama
  • fiteny sama atsimo
  • fiteny iakàna
  • fiteny mapona
  • fiteny bajao amin' ny morontsiraka andrefana
  • fiteny bajao indôneziana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]








ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: http://mg.wikipedia.org/wiki/Fiteny_barit%C3%B4

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy