Bokin' ny Kônkôrdia: Fahasamihafan'ny versiona
Fenitry ny foto-pampianarana ara-tantaran' ny loteranisma |
Nanao fanitsiana madinika |
||
Andalana faha-2: | Andalana faha-2: | ||
Ny '''''Bokin' ny Kônkôrdia''''', na '''''Bokin' ny Kônkôrda''''', atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe '''''Concordia''''', matetika antsoina hoe '''Kônfesiôna Loterana''', no fenitry ny [[foto-pampianarana]] ara-tantaran' ny [[Loteranisma|Fiangonana Loterana]], izay ahitana tahirin-kevitra folo momba ny finoana, ekena ho manana fahefana ao amin' ny loteranisma nanomboka tamin' ny taonjato faha-16. Ireo tahirin-kevitra ireo dia fantatra amin' ny anarana hoe boky simbôlikan' ny Fiangonana Loterana ara-Pilazantsara. |

Navoaka tamin' ny [[Fiteny alemàna|teny alemàna]] ny ''Bokin' ny Kônkôrdia'' tamin' ny 25 Jona 1580 tany Dresden, izay fahadimampolo taonan' ny fanehoana ny [[Kônfesiôna Aogostana]] tamin' ny emperora |
Navoaka tamin' ny [[Fiteny alemàna|teny alemàna]] ny ''Bokin' ny Kônkôrdia'' tamin' ny 25 Jona 1580 tany [[Dresden]], any [[Alemaina]], izay fahadimampolo taonan' ny fanehoana ny [[Kônfesiôna Aogostana]] tamin' ny emperora [[Carlos V, emperora rômana masina|Karl V]] tao amin' ny Fivoriambe natao tao [[Augsburg]]. Navoaka tamin' ny taona 1584 tany [[Leipzig]] ny fanontana latinina. |
||
Ireo izay manaiky azy io ho fenitra ara-poto-pampianarana dia manao azy ho famelarana azo itokiana ny [[Baiboly]]. Lazaina ao amin' ny ''Bokin' ny Kônkôrdia'' fa ny Soratra Masina no hany loharano sy fenitra avy amin' Andriamanitra ho an' ny fampianarana kristiana rehetra. |

Endrika tamin'ity 1 Novambra 2024 à 13:30 ity
Ny Bokin' ny Kônkôrdia, na Bokin' ny Kônkôrda, atao amin' ny teny latina hoe Concordia, matetika antsoina hoe Kônfesiôna Loterana, no fenitry ny foto-pampianarana ara-tantaran' ny Fiangonana Loterana, izay ahitana tahirin-kevitra folo momba ny finoana, ekena ho manana fahefana ao amin' ny loteranisma nanomboka tamin' ny taonjato faha-16. Ireo tahirin-kevitra ireo dia fantatra amin' ny anarana hoe boky simbôlikan' ny Fiangonana Loterana ara-Pilazantsara.
Navoaka tamin' ny teny alemàna ny Bokin' ny Kônkôrdia tamin' ny 25 Jona 1580 tany Dresden, any Alemaina, izay fahadimampolo taonan' ny fanehoana ny Kônfesiôna Aogostana tamin' ny emperora Karl V tao amin' ny Fivoriambe natao tao Augsburg. Navoaka tamin' ny taona 1584 tany Leipzig ny fanontana latinina.
Ireo izay manaiky azy io ho fenitra ara-poto-pampianarana dia manao azy ho famelarana azo itokiana ny Baiboly. Lazaina ao amin' ny Bokin' ny Kônkôrdia fa ny Soratra Masina no hany loharano sy fenitra avy amin' Andriamanitra ho an' ny fampianarana kristiana rehetra.