Aller au contenu

Miguel Díaz-Canel

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 22 Oktobra 2024 à 12:54 nataon'i 41.213.235.225 (dinika) (Pejy noforonina tamin'ny « {{infobox olona |sary= |anarana=Miguel Díaz-Canel |teraka=20 Aprily 1969 |maty= |firenena=Kioba |mpiaraka= |asa= * mpanao politika |taona niasàna= }} '''Miguel Mario Díaz-Canel Bermúdez''' dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Kiobà teraka ny 20 Aprily 1960 tao Falcón, Placetas Efa filohan'ny Repoblikan'i Kiobà izy nanomboka ny 10 Oktobra 2019 ary efa sekretera voalohan'ny Antoko Komonista ao Kiobà (PCC) ihany koa nanomboka... »)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Miguel Díaz-Canel
Ankapobeny
Anarana Miguel Díaz-Canel
Teraka 20 Aprily 1969
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Kioba
Asa :
Fiainana manokana

Miguel Mario Díaz-Canel Bermúdez dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Kiobà teraka ny 20 Aprily 1960 tao Falcón, Placetas

Efa filohan'ny Repoblikan'i Kiobà izy nanomboka ny 10 Oktobra 2019 ary efa sekretera voalohan'ny Antoko Komonista ao Kiobà (PCC) ihany koa nanomboka ny 19 Aprily 2021. Nanjary nalaza tamin'ny fanafoanana ny kômonisma tao Kiobà izy, nampiditra ny Dôlara amerikana ho vola ary nampahatezitra ny vahoaka.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy