Aller au contenu

Bôrneô

Avy amin'i Wikipedia
Ny nosy Bôrneô

I Bôrneô dia nosy ao Azia Atsimo-Atsinanana (na Insolindia). Izy no nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany raha ny velerany no heverina (izay mahatratra 743 330 km2) aorian' i Aostralia sy i Groenlandy ary i Ginea Vaovao. Misy mponina mihoatra ny 20 tapitrisa ny ao ka 27 mp/km2 ny hakitroky ny mponina mifandraika amin' izany. Ny mpiteny malay-indôneziana sy filipino ary javaney dia miantso an' io nosy io hoe Kalimantan. Firenena telo no mizara ny tanin' i Bôrneô, dia i Broney sy i Malezia ary i Indônezia ao atsimo. Ny 3 % amin' ny velaran' io nosy io dia an' i Indônezia.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy