Aller au contenu

Faritanin' i Zanjan

Avy amin'i Wikipedia
Faritanin' i Zanjan

Ny Faritanin' i Zanjan (amin' ny teny azery: Zəncan; amin' ny fiteny persiana: استان زنجان / Ostân-e Zanjân) dia faritany ao Iràna. Any avaratra-andrefan' ilay firenena no misy azy ary i Zandjan no renivohiny. Ity faritany ity dia mirefy 21 773 km2 ary ny mponina ao aminy, izay maro tambanivohitra sy Azery, dia manodidina ny iray tapitrisa. Amin' ny ankapobeny dia heverina ho anisan' i Azerbaijàna Iraniana izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy