Aller au contenu

Fiteny ainô

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny ainon' i Hokkaido, izay atsoina fotsiny hoe fiteny aino, dia fiteny ampiasain' ny zokiolona vitsivitsy amin' ny vahoaka Aino ao Hokkaido, amin' ny tapany avaratr' i Japàna. Ao amin' ny fianakaviam-piteny aino ity fiteny ity, izay heverina ho fianakaviam-piteny manirery, tsy misy ny marimaritra iraisana eo amin' ny manam-pahaiana momba ny fiaviany. Sokajin' ny UNESCO Atlas of the World's Languages ​​​​in Danger ho fiteny tandindonin-doza izy.

Hatramin' ny taonjato faha-20, ireo fiteny aino (fiteny ainon' i Hokkaido sy fiteny ainon' i Kuril ary fiteny ainon' i Sakhalin izay efa maty na an-dalam-pahafatesana ankehitriny) dia notenenina nanerana an' i Hokkaido, amin' ny tapany atsimon' ny nosy Sakhalin ary tao amin' ny nosy Kuril. Noho ny pôlitikan' ny fanjanahantany nampiasain' ny governemanta japôney dia nihena ny isan' ny miteny ainô hôkaidô tamin' ny taonjato faha-20, ary efa andalam-pahafatesana izy izao. Vitsy dia vitsy ny zokiolona mbola miteny tsara an’ ilay fiteny, na dia misy ny ezaka hamelona azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny aino:

Fiteny ao Japàna:

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy