Aller au contenu

Fiteny skandinaviana

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho ireo faritra miteny skandinaviana

Ny fiteny skandinaviana na fiteny jermanika avaratra dia vondrom-piteny mpihavana akaiky, tenenina ao amin' ireo firenena skandinaviana. Sampam-piteny iray ao amin' ireo fiteny jermanika izy ireo, izay ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ny zana-pianakaviam-piteny jermanika roa hafa dia ireo fiteny jermanika andrefana sy ireo fiteny jermanika antsinanana (izay fiteny maty ankehitriny). Olona miisa 20 tapitrisa any ho any no miteny skandinaviana amin' ny maha fitenin-dreny azy. Ny fiteny skandinaviana fantatra indrindra dia ny fiteny nôrveziana (ninôrska sy bôkmaly), ny fiteny danoà, ny fiteny soedoà, ny fiteny islandey, ary ny fiteny ferôiana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy