Aller au contenu

Jermania

Avy amin'i Wikipedia
Toerana nisy an' i Jermania

I Jermania dia faritra manan-tantara any Eorôpa nofehezin' ny fokom-pirenena jermanika tsy nandray ny kolontsaina rômana sy nandray izany (amin' ny heviny ara-jeôgrafia na ara-piteny) sy ny fokom-pirenena selta tamin' ny Andro Taloha, tamin' ny andron' ny Empira Rômana. Manambatra an' i Jermania Ambany sy i Jermania Ambony ary i Jermania Lehibe ity faritra ity. Ho an' ny mpahay tantara sasany, io faritra io dia nandrakotra voalohany indrindra ny tapany atsimon' i Skandinavia, avy eo niitatra nankany Eorôpa Afovoany. Ny mpanoratra hafa dia manao azy ireo hanana fiaviana danobiana (i Panonia hoy i Grégoire de Tours, ohatra). Nandrakotra faritra midadasika niantsinanana hatrany Vistula i Jermania, niankandrefana ary nianatsimo nankany Rhin sy Danube izay nanasaraka azy tamin’ ny Tontolo Rômana.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy