Aller au contenu

Mikrônezia (faritra)

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho ny faritr' i Mikrônezia

I Mikrônezia dia iray amin' ireo vondro-nosy telo lehibe, manampy an' i Melanezia sy i Pôlinezia, izay mamorona an' i Ôseania. Ireto avy ny fanjakana sy ny faritra ara-pôlitika hita ao amin' ny faritr' i Mikrônezia:

Fiteny any Mikrônezia

[hanova | hanova ny fango]
Sarin-tany maneho ny fizaràm-paritr' i Ôseania.

Ny fiteny tenenina any amin' ny faritr' i Mikrônezia talohan' ny fanjanahan-tany eorôpeana, dia ireo fiteny mikrôneziana, ao amin' ny sampana malaiô-pôlinezianan' ny fiteny aostrôneziana. Anisan' ny fiteny ôseaniana ny fiteny mikrôneziana. Anisan' ny fiteny any Mikrônezia ny fiteny karôliniana, ny fiteny zilbertina, ny fiteny kôsrae, ny fiteny lamôtreka, ny fiteny marsaley, ny fiteny môkily, ny fiteny môrtloka, ny fiteny pôhnpela, ny fiteny poloaty, ny fiteny sooka, ny fiteny olity, ary ny fiteny sônsôrôley. Ahitana fiteny pôlineziana, izay mbola fiteny aostrôneziana, koa ny ao amin' io faritra io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fizaràm-paritra any Ôseania:

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy