Aller au contenu

Raiôna

Avy amin'i Wikipedia

Ny hoe raiôna dia teny ampiasaina any amin' ny firenena maromaro any Azerbaijana, Belarosia, Jeôrjia, Letônia, Môldavia, Rosia, Okraina, Bolgaria ary ny firenena sasany tao amin' ny Firaisana Sôvietika teo aloha mba hanondroana fizaràna ara-pitantanana karazany roa: fizaràn' ny tanim-pirenena na fizaràn-tanàna.

Atao hoe район / raion izany amin' ny teny rosiana sy amin' ny teny okrainiana ary amin' ny teny bolgariana, раён / raion amin' ny teny bielôrosiana, raion amin' ny teny romaniana, rayon amin' ny teny azery, rajons amin' ny teny letôna (na latviana), რაიონი amin' ny teny jeôrjiana. Ity teny ity dia avy amin' ny teny frantsay hoe "rayon" amin' ny heviny jeômetrika, miainga avy amin' ny renivohitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy