Aller au contenu

Ranon-dranomasina

Avy amin'i Wikipedia

Ny ranon-dranomasina na rano an-dranomasina dia rano misy sira mampiavaka ny ranomasina sy ny ranomasimbe eto amin' ny Tany. Lazaina fa "masira" izy io satria misy sira levona, voaforon' ny iôna, indrindra ny iôna halôzeniora toy ny iôna klôriora sy ny iôna alkalinna toy ny iôna sôdiôma.

Ao amin' ny ankamaroan' ny ranomasina sy ranomasimbe dia 30 ka hatramin' ny 40 g ny sira levona isaky ny ny ranon-dranomasina 1 kg, ka mifanohitra amin' ny ranomamy, izay misy sira latsaky ny 1 g isaky ny ny ranon-dranomasina 1 kg. Ny lanja isam-bentin-kadirin' ny ranon-dranomasina dia eo amin' ny 1,025 g/ml eo ho eo, 2,5 % ambony kokoa noho ny an' ny ranomamy (1 g/ml).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy