Aller au contenu

Tsipika (mari-panoratana)

Avy amin'i Wikipedia

Ny tsipika dia mari-panoratana na mari-piatoana izay tsy tokony hafangaro amin' ny tsipi-panohizana na amin' ny eva miiba. Misy telo karazana ny tsipika, dia ny tsipika lava ( — ), ny tsipika antonony ( – ) ary ny tsipika fohy (-). Ampiasaina ny tsipika lava amin' ny fanoratana ny teny tenenin' ny mpandray anjara amin' ny fifampiresahana. Ampiasaa ny tsipika antonony amin' ny fitanisana miova andalana. Ampiasaina tsipika kely amin' ny fanakambanan-teny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy