Aller au contenu

Faritanin' i Kurdistan (Iràna)

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 16 Oktobra 2024 à 23:03 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Faritany ao Iràna)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

La province du Kurdistan (en persan : استان کردستان, Ostan-e Kordestan ; en kurde : Parêzgey Kurdistan) est une des 31 provinces d'Iran, à ne pas confondre avec la région plus grande du Kurdistan iranien. Sa capitale est Sanandaj.

Faritanin' i Kurdistan

Ny Faritanin' i Kurdistan (amin' ny teny persiana : استان کردستان , Ostan-e Kordestan; amin' ny teny kiorda:parêzgey Kurdistan) dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna, tsy afangaro amin' ny faritra lehibe kokoa amin' i Kordistana Iraniana. Ny renivohiny dia i Sanandaj.

Ny velaran' ilay faritany dia 28 817 km2, izay ampahavalon' ny faritra misy Kiorda ao Iràna (Kordistan Iraniana). Ao amin' ny tapany andrefan' i Iràna no misy ilay faritany ary voahodidin' i Iràka any andrefana, ny Faritanin' i Azerbaijan Andrefana any avaratra, ny Faritanin' i Zanjan any avaratra-atsinanana, ary ny Faritanin' i Kermanshah ao atsimo. Ny tanàna lehibe ao amin' ilay faritany dia: i Marivan, i Baneh, i Saqqez, i Qorveh, i Bijar, i Kamyaran ary i Diwandarreh.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy