Aller au contenu

Jilin

Avy amin'i Wikipedia
Faritanin' i Jilin

I Jilin dia faritany ao amin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny isan' ny mpona ao aminy dia 24 tapitrisa tamin' ny taona 2020, izay monina amin' ny velaran-tany mirefy 187 400 km2. I Changchun (izay misy mponina 3,7 tapitrisa) no renivohi-paritany; i Jilin, i Siping, i Songyuan, i Liaoyuan ary i Tonghua kosa no tanàn-dehibe hafa.

Tahaka ny any amn' ny ilany avaratra-atsinanan' i Sina dia nampiroborobiana tao Jilin koa ny indostria tany am-boalohany. Noho ny fisandratana ara-toekarenan' ilay firenena sy ny tsy fampiankinana ny orinasa avy amin' ny fitantanan' ny fanjakana dia sahirana amin' ny famadihana ny indostria mavesatra, izay ivon' ny asa ara-toekareny hatramin' izay, ilay faritany.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy