Aller au contenu

Plotôna

Avy amin'i Wikipedia
I Plotôna

I Plotôna na Plotô (marika: ⯓[1] na ♇[2]) dia planeta ao amin' ny lamin' ny Masoandro izay hita any amin' ny 5 920 tapitrisa km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao amin' ny lamin' ny Masoandro i Plotôna nefa tsy izany intsony izy nanomboka tamin' ny 24 Aogositra 2006 tamin' ny fivoriamben' ny mpahay kintana ao amin' ny Fiombonan' ny mpahay kintana iraisam-pirenena tao Praga renivohitry ny Repoblikan' i Tsekia. Voasokajy ho planeta zeny izy nanomboka tamin' izay.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Lioharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. JPL/NASA (2015-04-22). "What is a Dwarf Planet?". Jet Propulsion Laboratory. Retrieved 2022-01-19.
  2. (2004) John Lewis Physics and chemistry of the solar system, 2, Elsevier.
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy