Aller au contenu

Voain' i Neily

Avy amin'i Wikipedia
Voain'i Neily

Ny voain' i Neily na voain' i Nily (Crocodylus niloticus) dia voay lehibe teratany monina amin'ny ranomamy aty Afrika, ka any amin'ny firenena miisa 26 no ahitana azy. Miely patrana manerana an'i Afrika atsimon'i Saharà izy io, indrindra any amin'ny faritra afovoany, atsinanana ary atsimon'ny kaontinanta, ary miaina amin'ny karazana tontolo iainana an-drano toy ny farihy, renirano, honahona ary heniheny.

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy