Aller au contenu

Vondrom-paritra

Avy amin'i Wikipedia

Ny vondrom-paritra dia fizaràn' ny tanim-pirenena, manana ny sata maha izy azy araka ny lalàna sady fehezin' ny lalàm-panjakana, mampiasa ny fahefana sasany natolotry ny fanjakana foibe azy eo amin' ny fizaran-taniny sady mananana ny fizakan-tenany ara-bola sy ara-pitantanana, araka ny dingan' ny fitsinjaram-pahefana. Mety ho kaominina na tanàna, na departemanta, na faritra, na faritany, sns ny vondrom-paritra.

Manana zo sy adidy ara-dalàna ny vondrom-paritra. Matetika izy dia tantanin' ny rafitra mpanapa-kevitra sy mpanatanteraka izay mety hofidina amin' ny alalan' ny latsabato mivantana andraisan' ny mponina afaka mifidy rehetra anjara. Arakaraka ny lalàna eo an-toerana dia mety hanangona hetra eny ifotony izy ireo ary mahazo fanampiana ara-bola na famatsiam-bola avy amin' ny fanjakana foibe. Mananana ny fizakan-tenany ara-bola sy ara-pitantanana ny vondrom-paritra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy